Mofonaina

12711280 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alahady 24 Aprily 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Ohabolana 10. 1-12 Miavaka amin’izao tontolo izao ny mpino 1 – Misitraka famonjena « Ny fahamarinana no mamonjy amin’ny fahafatesana » (and. 2)……

Sabotsy 23 Aprily 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Salamo 116: 1-7 Ny mpino mijoro vavolombelona dia : 1 – Mamboraka fitiavana amin’ny Tompo « Izaho tia an’i Jehovah » (and. 1): Ambaran’i…..

Alahady 17 Aprily 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 20. 1-10 Foana ny fasana Anisan’ny foto-pampianarana manan-danja ao amin’ny Soratra Masina ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty. Ny marainan’ny…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro