Alatsinainy 28 Martsa 2022
Mitoera ho mpanompo mahatoky Ity tantara ity dia notsongaina tao amin’ny tantara manambara ny nifidianana izay ho solon’i Jodasy izay…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Mitoera ho mpanompo mahatoky Ity tantara ity dia notsongaina tao amin’ny tantara manambara ny nifidianana izay ho solon’i Jodasy izay…..
JEREMIA 21.1-10 Fototry ny olana ny fialana amin’ny Tompo Faminaniana no ataon’i Jeremia eto . Ary faminaniana miavaka satria milaza…..
DEOTERONOMIA 32.36-43 « …hamaly ny mpandrafy Azy Izy , ary hanao fanavotana kosa ho an’ny taniny sy ny olony » (and 43)…..
LIOKA 20.45-47 Mamaly araka ny ataontsika ny Tompo Anatra nataon’i Jesoa tamin’ny mpianany no omeny antsika rehetra anio. Ambarany ny…..
JEREMIA 23.9-24 « Moa misy olona mahafi-tena aao amin’ny fierena va ka tsy ho hitako? hoy i Jehovah .Tsy manerana ny…..
APOKALYPSY 16.1-7 Raha miverina mamaky ny Apo 13.11-17 isika dia mahafantatra tsara ny fametrahana ny mariky ny bibidia amin’ny olona…..
1 SAMOELA 2.27-36 Ny Tompo mamaly ny natao 1-Tandremo ny asa fanompoanao (and28) Nofidin’Andriamanitra ho amin’ny zara -fanompoana masina Ely…..
JEREMIA 13.12-17 Mamaly ny faharatsiana ny Tompo Olona tsy nanaja ny fanekena nataony tamin’Andriamanitra no niantefan’ity faminaniana nataon’i Jeremia ity…..
JODA 5-13 « Fa rehefa novonjen’ny Tompo ho afaka tany Egypta ny olona dia naringany ihany tao aorian’izany izay tsy nino »…..
HOSEA 10.12-15 Mamafaza voa mba hojinjana Ny fotoam-pamafazana no fotoana lehibe indrindra eo amin’ny mpamboly .Raha ratsy ny fotoana hamafazana…..