Alatsinainy 14 Martsa 2022
JEREMIA 11.18-23 Ny Mpanompon’Andriamanitra 1-Dia mety asian’olona ratsy (and 18-19) « …Ary fantatro fa izao no tetika nataony namelezany ahy .Aoka…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
JEREMIA 11.18-23 Ny Mpanompon’Andriamanitra 1-Dia mety asian’olona ratsy (and 18-19) « …Ary fantatro fa izao no tetika nataony namelezany ahy .Aoka…..
Jaona 5,24-29 Amin’ny andro hihavian’ny Tomp 1- Izay nanao ny tsara dia ho any amin’ny fiainana mandrakizay (and 29a) « Izay…..
2 SAMOELA 12.7-17 Ny famaizan’i Jehovah 1-Dia mahakasika ny ankohonana (and10a,11) « Koa noho izany dia tsy hiala amin’ny taranakao mandrakizay…..
OHABOLANA 24.19-28 Toneo ny fo 1- Fa tsy maintsy hovaliana ny ratsy fanahy « Fa tsy hisy fanantenana ho an’ny ratsy…..
2 PETERA 3.1-13 Ny indrafon’Andriamanitra 1- No araraotin’ny sasany hampandaingana Azy « …izay mpaniratsira …ka manao hoe ; aiza ny teny…..
DEOTERONOMIA 32.28-35 Ny famaliana ny ratsy fanahy 1- Dia anjaran’Andriamanitra (and 35) « Ahy ny famaliana ». Ny fahavalon’ny vahokan’Andriamanitra…..
I Samoela 15. 1 – 11 Hovalian’Andriamanitra 1- Izay manakana ny olona tsy hiditra any amin’ny Fanjakan’ny lanitra (and2) « Hovaliako…..
Lioka 21. 20 – 24 1- Dia ny mahavoa ny olona rehetra (and 23)« Fa lozan’ny bevohoka sy mitaiza kely…..
Hebreo 9. 1 – 10 Ny fomba hahazoana famelan-keloka 1- Mila mpanalalana amin’Andriamanitra« Fa ny faharoa kosa nidiran’ny mpisorona be…..
LIOKA 23.39-43 Aoka ho fantatsika 1-Fa tsy maintsy mandray ny valin’asany ny olona rehetra « Ary marina ny hanamelohany antsika ,…..