Alarobia 08 Jiona 2022
GENESISY 1.1-5 1-Manome endrika sy hatsarana ny tsy misy endrika sy dikany ny Tompo (and1,2) Tantaran’ny namoronan’Andriamanitra ny lanitra sy…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
GENESISY 1.1-5 1-Manome endrika sy hatsarana ny tsy misy endrika sy dikany ny Tompo (and1,2) Tantaran’ny namoronan’Andriamanitra ny lanitra sy…..
Jaona 20, 19-23 1- Manana fahefana hanafaka ny fahoriam-panahy ny Tompo (and 19, 20) Mbola feno tahotra sy fisalasalana ny…..
Isaia 45 : 9 – 13 Ny Fahefan’Andriamanitra 1- Dia mahakasika ny zava-boariny (and 9,11,12) Asehon’Andriamanitra eto ny fahatsinontsinon’ny olombelona…..
Asan’ny Apostoly 4. 27-31 Ny fahefan’ny Tompo 1- Afaka manohitra ny baikon’ny manam-pahefana amin’ny tany amin’ny fotoana sasany (and 27-28)…..
MARKA 4.35-41 Andriamanitra Mpahary no mahafehy izao tontolo izao , ary na dia miezaka aza ny olombelona dia tsy hahafehy…..
GENESISY 18.1-15 Ny herin’ny fahefan’Andriamanitra 01 1-Miasa ao anatin’ny olona hahatonga azy hanao hetsika tsara (and2-5) Raha vao nahita ireto…..
LIOKA 19.45-48 1-Manadio ny fivavahana ny Tompo satria fahefany izany (and45-46) Rehefa niakatra ho ao ao Jerosalema Jesoa , naneho…..
ISAIA 43.10-13 Mijoro ho vavolombelon’ny Tompo ny mino 1-Ka maneho ny maha-Izy Azy Ambaran’i Jehovah fa ireto vahoakany any am-pahababoana…..
Salamo 104. 24-35 Ny Fanahy Masina sy ny zava-boahary Manana anjara toerana manokana hitondran’ Andriamanitra ny zava-boahary ny Fanahiny. amin’ny…..
2 Tesaloniana 2, 1-12 Ilay Fanahy Masina mampandresy « Fa miasa sahady ny zava-miafina, dia ny tsy fankatoavan-dalàna, kanefa mandra-panaisotra ilay…..