Mofonaina

12311240 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alahady 29 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Lioka 11. 9-13 Ilay Andriamanitra Raintsika  1- Mitsinjo ny zanany mandrakariva  Afaka mifandray amin’Andriamanitra mandrakariva isika zanany, fifandraisana amin’ny alalan’ny…..

Sabotsy 28 Mey 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

KOLOSIANA 3.1-11 Ny olona miaina miaraka amin’i Kristy 1-Mikatsaka ny fiainana ao amin’Andriamanitra « Koa raha niara-nitsangana tamin’i Kristy ianareo dia…..

Zoma 27 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Lioka 24. 50-53  Jesoa Kristy nitsodrano ny mpianany  Toe-javatra miavaka no niseho tamin’ny fotoana namarana ny fiarahan’i Jesoa Kristy tamin’ny…..

Alakamisy 26 Mey 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

GENESISY 5.18-24 Maharitra amin’ny fifandraisana amin’Andriamanitra ny olona manana ny Fanahiny 1-Velona eo anilan’Andriamanitra « Ary niara-nandeha tamin’Andriamanitra telonjato taona Enoka… »…..

Alarobia 25 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Galatiana 5. 16-26  Ny olona mandeha araka ny Fanahy Masina  Ambaran’i Paoly Apostoly eto ny fahasamihafana eo amin’ny olona manana…..

Talata 24 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 3. 31-36  Ny olona nandray ny Fanahy Masina  1- Milaza ny Tenin’Andriamanitra  Samy hafa ny olona manana ny Fanahy…..

Alatsinaina 23 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Asa 11. 19-26  Mpino tarihin’ny Fanahy Masina  Ny asa fanompoana notanterahin’i Barnabasy tany Antokia no hitantsika eto. Barnabasy nanana ny…..

Alahady 22 Mey 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

EZEKIELA 37.1-14 Ny fikasan’Andriamanitra ho an’ny fiangonany 1-Manaiky hotarihan’ny Fanahy Masina « Ary hataoko ao anatinareo ny Fanahiko » (and14). Miasa ,…..

Sabotsy 21 May 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Efesiana 1. 7-14  Mpino nandray ny tombo-kase  Asehon’i Paoly Apostoly eto ny mampiavaka ny olona nandray ny tombo-kasen’ny Fanahy Masina. …..

Zoma, faha 20 May 2022 

by Mofonaina–SA-FJKM

Eksodosy 35:  30-35  Ny Fanahy Masina ao amin’ny olom-boafidy  Mba hisian’ny fahombiazana eo amin’ny asa fanompoana dia nomen Andriamanitra ny…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro