Alarobia 26 Janoary 2022
MIKA 7.18-20 Andriamanitra tsy misy tahaka Azy 1-Mpamindra fo « Izay mamela ny heloka sady mandalo ny fahadisoana…tsy mitana ny fahatezerany…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
MIKA 7.18-20 Andriamanitra tsy misy tahaka Azy 1-Mpamindra fo « Izay mamela ny heloka sady mandalo ny fahadisoana…tsy mitana ny fahatezerany…..
JAONA 6.22-27 Ny olona mitady an’i Jesoa Kristy 1-Mitady fiainana mandrakizay « Aza miasa hahazo hanina mety ho levona , fa…..
Hebreo 13. 7 – 16 Jesoa Kristy tsy miova mandrakizay 1- Anorenana ny finoana « Aza mety havilin’izay fampianarana maro hafahafa…..
Malakia 3. 1 – 6 Andriamanitra maniraka mpanompo 1- Manadio ny olona « Ary hipetraka handrendrika sy hanadio volafotsy Izy; eny,…..
JAONA 17.1-5 Jesoa Krsity Zanak’Andriamanitra 1- Nandray fahefana hanome fiainana mandrakizay « araka ny nanomezana Azy fahefana… hanome fiainana mandrakizay ho…..
ROMANA 11.25-32 Andriamanitra mitana ny teniny 1-Tsy miova amin’ny fiantsoany « Fa ny fanomezam-pahasoavana sy ny fiantsoan’Andriamanitra dia tsy misy hanenenany »…..
JOELA 2.21-27 Andriamanitra eo amin’ny olona 1-Manome fitahiana Aza matahotra , ry biby any an-tsaha fa mihamaitso ny kijana any…..
JAONA 8.52-59 Jesoa Kristy ao amin’Andriamanitra 1-Tsy azon’ny olona ny tiany ambara « Fa hoy ny Jiosy taminy : fantatray ankehitriny…..
Salamo 90. 1 – 6 Ny olona ao amin’Andriamanitra 1- Manaiky ny maha hatrizay Azy « Tompo ô, efa fonenanay hatramin’ny…..