Mofonaina

11611170 of 1249 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alahady 17 Aprily 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 20. 1-10 Foana ny fasana Anisan’ny foto-pampianarana manan-danja ao amin’ny Soratra Masina ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty. Ny marainan’ny…..

Zoma 15 Aprily 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 19. 28- 37 Lahatr’Andriamanitra ho an’ny zanany 1 – Tsy maintsy miaritra fijaliana I Jesoa Kristy na dia Andriamanitra…..

Alakamisy 14 Aprily 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

SALAMO 56.1-13 Ny fiantorahana amin’Andriamanitra 1-Mitaky fatokiana Niantoraka tamin’Andriamanitra i Davida ka nanao antso avo ny hamindrana fo aminy ,…..

Talata 12 Aprily 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

1 Tesaloniana 4. 13-18 Manambara ny fitiavan’i Jesoa Kristy sy ny toetran’ny kristiana manoloana ny fahafatesan’ny nofo ny mofonainantsika androany……

Talata 12 Aprily 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

1 Tesaloniana 4. 13-18 Manambara ny fitiavan’i Jesoa Kristy sy ny toetran’ny kristiana manoloana ny fahafatesan’ny nofo ny mofonainantsika androany……

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro