Mofonaina

11411150 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Sabotsy08 ktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

1 Tantara 28,8-10 Ny fitandremana ny didin’Andriamanitra 1 Mahatahiry ny lovany «hahatananareo ity tany soa ity, sady havelanareo ho lovan’ny…..

Zoma 07 Octobre 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

MATIO 25.31-46 Jesoa Kristy Mpanjaka sy Mpitsara 1-Mamory ny olona rehetra « ary ny firenena rehetra hangonina eo anatrehany «  (and32)…..

Alakamisy 06 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

2 KORINTIANA 5.11-21 Ny olom-baovao ao amin’i Kristy 1-Vita fihavanana amin’Andriamanitra « Andriamanitra ao amin’i Kristy no nampihavana izao tontolo izao…..

Alarobia 05 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

ISAIA 42.5-9 Andriamanitra Mpahary 1-Mampanantena fanafahana (and7) Babo tany Babylona ny vahoaka Jiosy .Nalahelo sy kivy ary very fanantenana satria…..

Talata 04 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

MARKA 7.1-13 Ny olona mitana tsara ny didin’Andriamanitra 1-Miala amin’ny fihatsarambelatsihy « Mahafoy ny didin’Andriamanitra ianareo ka mitana ny fanaon’ny olona…..

Alatsinainy 03 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

ASAN’NY APOSTOLY 6.1-7 Ny olona mampandroso ny Tenin’Andriamanitra 1-Mahay mizara andraikitra « …mizahà fito lahy eo aminareo …mba hotendrenay hitandrina izany…..

Alahady 02 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

ISAIA 29.13-24 Andriamanitra manitsy ny fomba fanompoana Azy 1-Manafoana ny fisainan’olombelona « …ka ho foana ny fahendrena kendreny ary tsy ho…..

Sabotsy 01 Oktobra 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

DEOTERONOMIA 10.12-22 Andriamanitra Tompon’ny Tompo 1-Tia ny olona rehetra « Manome rariny ny kamboty sy ny mpitondrantena Izy , sady tia…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro