Talata 24 May 2022
Jaona 3. 31-36 Ny olona nandray ny Fanahy Masina 1- Milaza ny Tenin’Andriamanitra Samy hafa ny olona manana ny Fanahy…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Jaona 3. 31-36 Ny olona nandray ny Fanahy Masina 1- Milaza ny Tenin’Andriamanitra Samy hafa ny olona manana ny Fanahy…..
Asa 11. 19-26 Mpino tarihin’ny Fanahy Masina Ny asa fanompoana notanterahin’i Barnabasy tany Antokia no hitantsika eto. Barnabasy nanana ny…..
EZEKIELA 37.1-14 Ny fikasan’Andriamanitra ho an’ny fiangonany 1-Manaiky hotarihan’ny Fanahy Masina « Ary hataoko ao anatinareo ny Fanahiko » (and14). Miasa ,…..
Efesiana 1. 7-14 Mpino nandray ny tombo-kase Asehon’i Paoly Apostoly eto ny mampiavaka ny olona nandray ny tombo-kasen’ny Fanahy Masina. …..
Eksodosy 35: 30-35 Ny Fanahy Masina ao amin’ny olom-boafidy Mba hisian’ny fahombiazana eo amin’ny asa fanompoana dia nomen Andriamanitra ny…..
Jaona 15 : 26-27 Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny mpino Tsy nanafina tamin’ny mpianatra my toe-javaira tsy maintsy atrehin’izy…..
Marka 1: 1-8 Ny olona handray ny Fanahy Masina Antso ho amin’ny fandraisana an’i Jesoa Mpamonjy. 1- Manarina ny fiainana …..
Asan’ny Apostoly 10 : 34-48 Ny maha Izy Azy ny Fanahy Masina Ity teny voalahatra ity dia ahitantsika ny toriteny…..
I Korintiana 2. 12-16 Ny olona nandray ny Fanahin’Andriamanitra. Miavaka ny olona efa nandray ny Fanahy Masina, araka izay anambaran’ny…..
Lioka 10: 20-24 Ny tena fifaliana 1 -Izay tokony hifalian’ny mpianatra. Naniraka ny mpianany Jesoa mba handeha hitory ny amin’ny…..