Alahady 23 Aprily 2023
EKSODOSY 3.1-6 Horeba ,ilay tendrombohitr’Andriamanitra Natao hoe : tendrombohitr’Andriamanitra ity tendrombohitra ity ,satria tao Andriamanitra no niseho sy nanambara ny…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
EKSODOSY 3.1-6 Horeba ,ilay tendrombohitr’Andriamanitra Natao hoe : tendrombohitr’Andriamanitra ity tendrombohitra ity ,satria tao Andriamanitra no niseho sy nanambara ny…..
APOKALYPSY 1.17-20 « Izaho no voalohany sy farany « Fombam-pitenenana miverimberina asehon’ny Soratra Masina izany ary Andriamanitra izay ao amin’i Jesoa…..
ASAN’NY APOSTOLY 10.34-43 Novonoina ary nahantona tamin’ny hazo i Jesoa Raha ny lojikan’ny fiainan-janak’olombelona dia izay mandika lalàna sy manao…..
SALAMO 66.1-7 Tsarovy mandrakariva ny nanafahan’ny Tompo anao 1-Mihobia an’Andriamanitra ,mankalazà ny voninahitry ny anarany » (and1-2). Ity Salamo faha-66 dia…..
MATIO 27.50-53 Maty ho anao Jesoa 1-Triatra ny efitra lamba tao amin’ny Tempoly Fantantsika fa nisy ny efitra masina sy…..
ISAIA 60.1-7 Manova ny tantaranao ny Tompo 1-Mitsangàna « Mitsangàna » . Baiko mazava no omen’ny Tompo ho an’i Jerosalema izany ……
JAONA 2.13-22 Ny fahefan’i Jesoa 1-Fahefana manova tantara « Ento mivoaka ireto zavatra ireto . Aza atao fivarotana ny tranon’ny Raiko »…..
2 MPANJAKA 13.20-21 « dia velona Izy ka nijoro tamin’ny tongony » Ny fandresena ny fahafatesana 1-Midika fahavelomana indray « dia velona izy »…..
MATIO 28.1-7 Jesoa Kristy Tompo 1-Mpandresy ny tahotra « Aza matahotra ianareo » (and5 b) .Nitondra tahotra sy horohoro teo amin’ny mpiambina…..
DANIELA 6. 26-29 Ny Andriamanitra ivavahantsika 1-Andriamanitra velona « Fa Izy no Andriamanitra velona « (and26b) .Nisy ny didy nivoaka izay nilaza…..