Alatsinainy 03 Aprily 2023
SALAMO 41.4-13 Ny herin’ Andriamanitra miasa ao anatin’ny olona 1-Ahatsapana ny maha-mpanota Mpanota avokoa ny olona rehetra ka » tsy misy…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
SALAMO 41.4-13 Ny herin’ Andriamanitra miasa ao anatin’ny olona 1-Ahatsapana ny maha-mpanota Mpanota avokoa ny olona rehetra ka » tsy misy…..
ZEFANIA 3.14-20 Ny fotoam-pamonjen’ Andriamanitra 1-Fotoana ifaliana Noho ny fivadibadihan’ny Zanak’ Israely tamin’ Andriamanitra dia nofaiziny izy ireo, ka niharan’ny…..
EKSODOSY 33.12-18 Ny irak’Andriamanitra no mitondra famonjena 1-Mangetaheta fahalalana ny sitrapon’Andriamanitra Mosesy no fitaovana teo am-pelatànan’Andriamanitra hitondra ny fikambanamben’ny Israelita…..
1 TIMOTY 2.1-7µ Ny olona mivavaka ho an’ny olona rehetra 1-Mivavaka ho an’ny mpitondra « ho an’ny mpanjaka mbamin’izay rehetra manana…..
JAKOBA 4.13-20 Ny olona matoky an’Andriamanitra 1-Mametraka ny fiainany eo aminy « fa aleo manao izao : Raha sitrapon’ny Tompo ,…..
OHABOLANA 14.29-35 Ny toetra ankasitrahan’Andriamanitra 1-Manampy ny mahantra « izay mampahory ny mahantra dia manala baraka ny mpanao azy , fa…..
JAONA 7.14-24 Ny olona avy amin’Andriamanitra 1-Milaza ny fahamarinan’Andriamanitra « …fa izay mitady ny voninahitr’ izay naniraka azy no marina ary…..
2 SAMOELA 12.7-15 Andriamanitra manitsy ny olony 1-Manambara ny fahadisoany « koa nahoana ianao no nanamavo ny Tenin’i Jehovah ka nanao…..
MATIO 9.9-13 Jesoa Kristy miantso ny olona rehetra 1-Miombona aina amin’ny mpanota « Ary raha nipetraka nihinana tao an-trano Izy ,…..
2 MPANJAKA 24.1-6 Andriamanitra manitsy ny olona 1-Manamarina ny tenin’ny Mpaminany « …araka ny tenin’i Jehovah izay nampilazainy ny mpaminany mpanompony…..