Mofonaina

971980 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alarobia 22 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

1 TIMOTY 1.12-22 Ny olona nofidian’Andriamanitra 1-Mahatsiaro ny faharatsiany « ary izaho izay mpiteny ratsy fahiny sady mpanenjika ny mpampahory kanefa…..

Talata 21 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

JEREMIA 33.1-9 Andriamanitra manasitrana ny tany 1-Manome fiadanana ho azy « … ary hasehoko aminy ny haren’ny fiadanana sy ny fahamarinana…..

Alatsinainy 20 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

 MATIO 5.1-10 Ny fahasambarana araka an’i Jesoa Kristy 1-Toetra tsara anaty (and4,6,7)  Ireo  sokajin’olona izay heverina ho  miaina ao anatin’ny …..

Alahady 19 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EFESIANA 4.17-24 Ny mpianatr’i Jesoa Kristy 1-Manana ny fahamarinan’iKristy « fa ianareo kosa dia tsy mba toy izany no nianaranareo an’i…..

Sabotsy 18 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EKSODOSY 21.12-37 Andriamanitra manafay ny mpanao ratsy 1-Mitaona azy hanaja ray amandreny (and15-17) Eto dia ahitana didy momba ny fanajana…..

Zoma 17 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ROMANA 5.15-21 Ny fanamarinana avy amin’Andriamanitra 1-Amin’ny alalan’i Jesoa Kristy « …mainka ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny fanomezana amin’ny fahasoavan’ny olona iray…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro