Sabosy 13 mey 2023
54 Ary nony nandre izany izy ireo, dia lotika ny fony, ka nihidy vazana taminy izy.55 Fa Stefana, feno ny…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
54 Ary nony nandre izany izy ireo, dia lotika ny fony, ka nihidy vazana taminy izy.55 Fa Stefana, feno ny…..
Mitandrema fa misy ny mpaminany sandoka 1 Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na…..
2 PETERA 1.16-21 Ny tena finoana marina Isika kristiana dia mila mahay manavaka ny tena finoana marina manoloana ny fisian’ny…..
JAONA 14.25-26 Miasa amin’ny Fanahiny ny Tompo « …Ny Fanahy Masina ,izay irahin’ny Ray amin’ny Anarako. Izy no hampianatra anareo ny…..
1 KORINTIANA 12.1-11 Ny fanomezan’ny Fanahy Masina Fanhy iray ihany no miasa amin’ny mpno rehetra ao amin’ny fiangonana ,ary asan’izany…..
JAONA 20.19-23 Jesoa no fiainam-baovao ho antsika Ny zava-niseho taorian’ny nitsanganan’ny Tompo tamin’ny maty no ambaran’ny Soratra Masina amintsika anio…..
1 TIMOTY 3.14-16 Ny zava-miafina ny amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra » (and16a) 1-Tonga nofo i Jesoa Ilay Andriamanitra fanahy dia…..
ASAN’NY APOSTOLY 1.1-14 Jesoa zanak’Andriamanitra Misongadina amin’ity perikopa anio ity ireto hevi-dehibe izay azo ambara fa fototry ny finoantsika ireto…..
EKSODOSY 35.30-35 Miasa amin’ny alalan’ny Fanahiny ny Tompo Manome toromarika ho an’Israely ny Tompo, momba ny fanamboarana ny Tabernakely .Ka…..
MPITSARA 6.33-40 Mampandresy ny mpanompony Andriamanitra Nanao izay ratsy teo imason’Andriamanitra ny Israelita .Vokatr’izany dia navelan’Andriamanitra hampahory azy nandritra ny…..