Mofonaina

871880 of 1250 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Talata 07 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

I Jesoa no mitoriteny ka mampianatra antsika anio mba : 1-Hihavao amin’ny fitiavana (and43) Fampahatsiahivana no bokin’ny lalàna (Lev 19.18)…..

Sabotsy 04 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 16.14-31 Mazava ny fampianarana tian’i Jesoa ampitaina amin’ny alalan’izao fanoharana izao. 1-Mahavery ny fitiavam-bola (and15) « Hianareo no mpanamarin-tena eo…..

Zoma 03 Martsa 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ROMANA 4.13-22 Mampianatra antsika ny mofonaina anio fa izay isaina ho fahamarinantsika dia : 1-Tsy ny fanarahana bontolo ny lalàna…..

Talata 28 Febroary 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

HEBREO 4.12-13 Velona sy mahery ny Tenin’Andriamanitra 1-Velona Toa an’Andriamanitra ihany ny teniny.Manankery amin’ny sehatra sy izay rehetra hitenenany .Efa…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro