Mofonaina

851860 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alahady 23 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ASAN’NY APOSTOLY 1.23-26 Ny fomba fifidianana irak’Andriamanitra 1-Mivavaka « dia nivavaka izy ka nanao hoe: ianao Tompo ô izay mahalala ny…..

Sabotsy 22 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

2 TANTARA 6.1-6 Andriamanitra mitoetra ao amin’ny tranony 1-Manatanteraka ny Teniny « nifidy an’i Jerosalema Aho hitoeran’ny Anarako » (and 6). Nisaotra…..

Zoma 21 jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Marka 13. 14-20 Ny fitsaran’Andriamanitra 1- Miteraka fahoriana … Tsy mbola nisy toy izany hatrizay nanaovan’Andriamanitra izao tontolo izao ka…..

Alarobia 19 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

2Timoty 2. 8-13 Ny olom-boafidin’Andriamanitra 1- Miaritra fahoriana ho famonjena ny hafa «Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny…..

Talata 18 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

IKorintiana 1. 26 – 31 Ny olom-boantsoan’Andriamanitra « fa ny adala amin’izao lontolo izao no nofidin’Andriamanilra hampahamenatra ny hendry …»…..

Alatsinainy 17 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 13. 12-20 Ny maha mpianatr’i Jesoa Kristy 1- Mitaky fanetren-tena«Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo……

Alahady 16 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

IMpanjaka 11. 29 – 39 Ny fifidianan’Andriamanitra 1- Mitaky fankatoavana ny didiny « fa tsy nandeha tamin’ny làlako hanao izay mahitsy…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro