Sabotsy 18 Martsa 2023
EKSODOSY 21.12-37 Andriamanitra manafay ny mpanao ratsy 1-Mitaona azy hanaja ray amandreny (and15-17) Eto dia ahitana didy momba ny fanajana…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
EKSODOSY 21.12-37 Andriamanitra manafay ny mpanao ratsy 1-Mitaona azy hanaja ray amandreny (and15-17) Eto dia ahitana didy momba ny fanajana…..
ROMANA 5.15-21 Ny fanamarinana avy amin’Andriamanitra 1-Amin’ny alalan’i Jesoa Kristy « …mainka ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny fanomezana amin’ny fahasoavan’ny olona iray…..
3 JAONA 1-8 Ny olona miaina ny fahamarinana 1-Mitondra fifaliana ho an’ny hafa « fa faly aho fony nisy rahalahy tonga…..
LIOKA 12.41-48 Natao fanoharana ny amin’ny mpiambina i Jesoa mba hampitana fa tokony ho vonona mandrakariva ny olona amin’ny fotoana…..
HOSEA 2.10-22 Mpaminany tao amin’ny fanjakana avaratra i Hosea . Ao amin’ny bokiny dia miseho ho tahaka ny vady tena…..
1 TIMOTY 3.1-16 Anankiray amin’ireo Epistily izay antsoina hoe: Epistily pastoraly nosoratan’i Paoly ho an’i Timoty ity teny ity .Toro-làlana…..
1 MPANJAKA 14.21-31
Ampianarin’ny Soratra Masina isika anio ka , 1-Ny « manota » dia sanatriavo (and15) « Ahoana àry , hanota va isika ,saingy tsy…..
JAONA 4.1-26 Ny nihaonan’i Jesoa sy ilay vehivavy Samaritana teo amin’ny fantsakana no tantarain ‘ity Mofonaina anio ity . Azontsika…..
DEOTERONOMIA 23.10-19 Sady mitaona no manamafy amintsika ny Mofonaina anio hahatsiaro fa tsy ankasitrahan’Andriamanitra ireto zavatra telo ireto : 1-Ny…..