Mofonaina

771780 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alakamisy  12 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

TONONKIRAN’NY SOLOMONA  8.8-9 Ny firosoana amin’ny fanambadiana 1-Misy fangatahana « … raha mby amin’izay andro angatahan’ olona azy ho vady »(and8).Dinidinika nifanaovan’ny anadahin’i…..

Alarobia 11 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

MARKA 10.2-12 Jesoa Kristy mamaly ny olona maka fanahy Azy 1-Mamerina azy amin’ny Soratra masina « Koa izay nakamban’Andriamanitra dia aoka…..

Zoma 06 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

MATO 5.32,32 Jesoa Kristy mandrara ny fisaoram-bady 1- Manome fomba fijery vaovao «Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe …» (and.32)……

Talata 02 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

JEREMIA 29.4-7 Andriamanitra Tompon’ny tantara 1-Mitaona ny olona hiaina ny andavanandrony « manaova trano ianareo ka mitoera aminy ;ary manaova tanimboly…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro