Mofonaina

751760 of 1250 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alahady 09 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Asan ‘ny Apostoly 6.1-7 Azontsika tsoahina avy amin’ny mofonaina anio ny toetoetry ny olona ilaina sy afaka mampandroso ny Fiangonana,…..

Sabotsy 08 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Salamo 89. 19- 32 Fomban’Andriamanitra izay hitantsika taratra ao amin’ny Soratra Masina manontolo ny mifidy olona hiara-hiasa Aminy. Anankirav amin’irenyi…..

Alakamisy 06 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

GENESISY 18.16-33 Abrahama vao avy nampanantenain’ Andriamanitra taranaka, na dịa efa zato taona aza no asehon’ny tantara amintsika eto. Abrahama…..

Alarobia 5 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

1 Petera 2. I- 10 Kristiana tany Azia minora (Turquie ankehitriny) no nandefasan’iPetera ity Epistiliny ity. Kristiana niaina teo ambany…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro