Mofonaina

741750 of 1250 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alarobia 19 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

2Timoty 2. 8-13 Ny olom-boafidin’Andriamanitra 1- Miaritra fahoriana ho famonjena ny hafa «Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny…..

Talata 18 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

IKorintiana 1. 26 – 31 Ny olom-boantsoan’Andriamanitra « fa ny adala amin’izao lontolo izao no nofidin’Andriamanilra hampahamenatra ny hendry …»…..

Alatsinainy 17 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 13. 12-20 Ny maha mpianatr’i Jesoa Kristy 1- Mitaky fanetren-tena«Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo……

Alahady 16 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

IMpanjaka 11. 29 – 39 Ny fifidianan’Andriamanitra 1- Mitaky fankatoavana ny didiny « fa tsy nandeha tamin’ny làlako hanao izay mahitsy…..

Zoma 14 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Jeremia 1:4-10 Ity tantaran’ny fiantsoana an’i Jeremia mpaminany ity dia mamerina amintsika hahatsiaro indray fa Jehovah dia:1- Mahalala izay hantsoiny…..

Alakamisy 13 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Hagay 2. 20-23 Miantefa amin’i Zerobabela, solontenan’ny fanjakana Persa tany Jerosalema ka niandraikitra ireo Jiosy nody avy am-pahababoana ny halatra…..

Alarobia 12 Jolay 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Deoteronomia 7. 6-8 Avy amin’ny mofonaina anio dia aoka hahatsiaro isika fa:1- Manan-Tompo (and 6)«Fa firenena masina ho an’i Jehovah…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro