Talata 21 Novambra 2023
Asan’ny Apostoly 3. 17 – 21 Ny Fibebahana dia fiverenana amin’Andriamanitra sy fialana amin’ny fahotana (and 19a)Taomina hiverina amin’Andriamanitra ny…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Asan’ny Apostoly 3. 17 – 21 Ny Fibebahana dia fiverenana amin’Andriamanitra sy fialana amin’ny fahotana (and 19a)Taomina hiverina amin’Andriamanitra ny…..
Jakoba 5. 7-12 Mila atao an-tsaina ny faharetana. 1- Satria tsy azo hafainganina ny fotoana (and 7) Na inona na…..
Apokalypsy 22. 6– 15 1- Andriamanitra irery no mendrika hoderaina (and 8-9)Anjely no nampiasain’Andriamanitra mba haneho amin’i Jaona ny fahitana……
2 Timoty 1. 6– 14 Ny Fanahy Masina dia 1- Manome herim-po hijoroana ho vavolombelona (and 7,8)Ny Fanahy Masina izay…..
Romana 12:1-11 1-Omanina ny saina, fa tsy afaka mitia an’Andriamanitra sady mitia izao tontolo izao ny mpino(and 2) Ny olona…..
Jakoba 5. 7- 12Mila atao an-tsaina ny faharetana.1- Satria tsy azo ha fainganina ny fotoana (and 7)Na inona na inona…..
Filipiana 4. 4 – 9 Mandra-pahatongan’ny fiavian’ny Tompo: 1-Dia mila manana saina mitony (and 4,6,7)Asaina mifaly sy tsy hanahy na…..
Ohabolana 1.10-16 Ho avy ny Tompo! « Anaka, raha taomin’ny mpanota ianao, aza manaiky » (and. 10): Fidio izay iarahanao……
2 Timoty 4.1-5 Ho avy ny Tompo! Koa torio ny Teniny fanafatrafarana mafy no nataon’i Paoly amin’i Timoty eto, dia…..
1 Jaona 2.24-29 Ho avy ny Tompo! Efa nomeny fampanantenana isika Hita eto amin’ity Epistily nosoratan’i Jaona ity ny mahakasika…..