Mofonaina

711720 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Sabotsy 09 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Eksodosy 15:11-18 Ny antony hankalazana an’Andriamanitra Ny Eks 15 dia hira fiderana an’Andriamanitra nataon’i Mosesy rehefa nahatsapa ny herin’ Andriamanitra…..

Zoma 08 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Salamo 34:1-10 Ny fiderana Ilay Mpamonjy Mitaona sy mitarika ny olona mba hidera an’Andriamanitra eo amin’ny androm-piainana manontolo ny mpanompo…..

Alakamisy 07 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Asa 13:44-48 Ny olona afaka hankalaza ny Mpamonjy 1-Mahay mihaino ny Tenin’Andriamanitra Liana fatratra tamin’ny fihainoana ny Tenin’ Andriamanitra notorian’i…..

Zoma 01 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

SALAMO 30.1-12 Misaora an’Andriamanitra noho ny famonjeny 1-Manafaka amin’ny herin’ny fahafatesana Izy Nanalokaloka ny fahafatesana,toa efa nilaozana ny tontolon’ny fiainana…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro