Mofonaina

691700 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Zoma 29 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Galatiana 4.1 – 7 Ny “fahazazana » sy ny “fahalehibeazana » ara-panahy Fanoharana no ampiasain’i Paoly mba hanazavana momba ny fitomboana ara-panahin’ny…..

Alakamisy 28 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Romana 11.33-36 Ankalazao ny fahendren’Andriamanitra! Fa iza no nahalala ny sain’i Jehovah? 1- Ny fandavan’ny Israely an’i Kristy no nahatonga…..

Alarobia 27 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia 11.1-10 « Solofo mitsimoka eo amin’ny fototr’i Jese.. » 1- Iza no ambaran’ izany? Ambaran’ny mpaminany fa hisy mpitondra mendrika tahaka…..

Talata 26 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Lioka 1.46-56 Ny foko mankalaza ny Tompo… Ny antony nahatonga an’i Maria renin’i Jesoa hankalaza an’Andriamanitra no hitantsika amin’ity anio…..

Alakamisy 21Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Romana 15. 7- 12 Ny fifandraisan’ny samy Kristiana « Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra » (and…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro