Mofonaina

701710 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Talata 19 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 5. 13 – 16 Manana adidy eto amin’izao tontolo izao ny mpino. Anisan’ny fahamarinana mavesa-danja ao amin’ny toriteny nataon’i…..

Alahady 17 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

2Samoela 22.47- 51 Ankalazao ny Mpamonjy! Ny fahatsapan’i Davida ny famonjen`Andriamanitra azy tamin’ny tànan’ny fahavalony rehetra, indrindra fa i Saoly…..

Zoma 15 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia 12. 1-6 Ny andraikitry ny olom-boavonjy 1- Midera sy mankalaza an’Andriamanitra Niodina tamin’Andriamanitra ny olona ka nanompo andriamani-kafa, nanompo…..

Talata 12 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Salamo 8. 1-9 Ny fiderana an’Andriamanitra 1- Manapaka ny zavatra rehetra Izy«Jehovah, Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao …».Ny…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro