Alakamisy 18 Janoary 2024
Deoteronomia 4. 32-40 Ny olona mandre ny feon’Andriamanitra: 1- Tian’Andriamanitra… « Ary satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny zanany…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Deoteronomia 4. 32-40 Ny olona mandre ny feon’Andriamanitra: 1- Tian’Andriamanitra… « Ary satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny zanany…..
LIOKA 9.28-36 Ny olona mahita ny Voninahitr’Andriamanitra 1-Te-hiara-monina amin’i Jesoa Kristy «Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay…..
Ny olona midera an’Andriamanitra 1- Mahatsapa ny famindrampony«ka hidera ny anaranao noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao»Nidera an’Andriamanitra ny mpanao…..
Romana 8.18-25 Kristiana miandrandra ny voninahitr’Andriamanitra 1- Maharitra fahoriana (and. 18- 23)Manoro làlana antsika ny Soratra Masina anio mba hahatonga…..
Eksodosy 24. 12-18 Maneho ny voninahiny amintsika Andriamanitra. 1- Rehefa manaraka ny toromarika omeny isika Izay aseho antsika anio dia…..
Jaona 11. 32-46 Jesoa, maneho ny voninahitr’Andriamanitra Anisan’izay mangidy indrindra amintsika olombelona ny fahabangana noho ny fahafatesan’ny olona akaiky ny…..
Apokalypsy 15.1-8 Ny fitsaran’Andriamanitra Asehon’ny mpanoratra amintsika fa amin’ny andro farany dia tsy maintsy hiatrika fitsaran’Andriamanitra ny olona rehetra, ka…..
Isaia 40.1-8 Manavotra ny olony Andriamanitra. Misy antony avokoa izay zavatra rehetra avelan’Andriamanitra hiseho eo amin’ny fiainan’ny vahoakany. Matetika dia…..
Matio 19.27-29 lzay mahafoy ny zavatra rehetra noho ny amin’i Jesoa. « Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka…..
Hagay 2.6-9 Haneho ny voninahiny Andriamanitra. Ireto no lesona ho antsika avy amin’izao Soratra Masina izao:1- Mampahery ireo miraviravy tànana…..