Mofonaina

781790 of 1250 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Zoma 09 Jiona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 1.68-75 Ny olona afaka amin’ny fanandevozan’ny ota no tena afaka manompo an’Andriamanitra « Hanao izay hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra…..

Alakamisy 08 Jiona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

JEREMIA 42.7-12 Fahafahana no iainan’ny vahoakan’Andriamanitra na dia fehezin’ny mpitondra azy aza ireo (and11,12) Tsy neken’ny vahoaka Jiosy mihitsy ny…..

Talata 06 Jiona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EKSODOSY 6.2-8 Ny tanjon’ny fahafahan’Andriamanitra ny olony 1-Dia ny tsy hanekeny ho andevon’olona (and6) « Izaho no Jehovah ary hitondra anareo…..

Sabotsy 03 Jona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

1 JAONA 5.1-9 Olona afaka ny kristiana amin’ny fitandremana ny didin’Andriamanitra and3 : »fa izao no fitiavana an’ Andriamanitra dia ny…..

Zoma 02 Jiona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

2 TIMOTY 4.9-18 1-Azo antoka ny fiarovan’Andriamanitra ny mpanompony amin’ny ratsy miseho amin’izao tontolo izao . and 17 « kanefa ny…..

Alakamisy 01 Jiona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Iorenan’ny fahafahana ny Tompo JEREMIA 15.19-21 Ny antoky ny fahafahana 1-Ny firosoan’ny mpanompon’Andriamanitra amin’ny fanompoana na dia misedra zava-tsarotra aza…..

Alarobia 31 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ASAN’NY APOSTOLY 2.1-13 Ny fisehoan’ny Fanahy Masina Asa mahatalanjona sy mahagaga no nataon’Andriamanitra raha niseho tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina noraisin’ireo…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro