Mofonaina

601610 of 1250 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Zoma 01 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

SALAMO 30.1-12 Misaora an’Andriamanitra noho ny famonjeny 1-Manafaka amin’ny herin’ny fahafatesana Izy Nanalokaloka ny fahafatesana,toa efa nilaozana ny tontolon’ny fiainana…..

Alarobia 29 Novambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

MATIO 25.31-46 Manaova ny tsara ! 1-Mba ho isan’ny mpandova ny fanjakan’Andriamanitra (34-40) Finoana ao an-tsain’ny olona ny hoe:« hanao asa…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro