Alakamisy 04 Janoary 2024
Jeremia 1. 4-10 Maneho ny voninahiny ny Tompo. 1- Amin’ny alalan’ny fifidianany Anatin’ny fotoan-tsarotra no niantsoan’ Andriamanitraan’i Jeremia ho mpaminany…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Jeremia 1. 4-10 Maneho ny voninahiny ny Tompo. 1- Amin’ny alalan’ny fifidianany Anatin’ny fotoan-tsarotra no niantsoan’ Andriamanitraan’i Jeremia ho mpaminany…..
Apokalypsy 21.22-27 Jerosalema vaovao Voalazan’ny Soratra Masina fa tsy maintsy ho levona izao tontolo izao ankehitriny ka hisolo vaovao. Ny…..
Ezekiela l. 26 – 28 Ny fisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra. Naneho ny voninahiny tamin’i Ezekiela mpaminany Andriamanitra. Avy amin’izany no ahatakarantsika fa…..
« LEHIBE NY VONINAHITR’ ANDRIAMANITRA Lioka 21.25 – 28 Ny fiavian’ny Tompo amim-boninahitra. Nanontany an’i Jesoa momba ny fotoana haharavan’i Jerosalema…..
Jaona 14.12-14 Ny asa tokony hataon’ny mpino « Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no…..
Jaona 14.12-14 Ny asa tokony hataon’ny mpino « Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no…..
Isaia 26. II – 15 Ankalazao ny Tompo mpanavotra. Mivavaka sy midera an’Andriamanitra ny mponina ao Joda rehetra. Azony antoka…..
Galatiana 4.1 – 7 Ny “fahazazana » sy ny “fahalehibeazana » ara-panahy Fanoharana no ampiasain’i Paoly mba hanazavana momba ny fitomboana ara-panahin’ny…..
Romana 11.33-36 Ankalazao ny fahendren’Andriamanitra! Fa iza no nahalala ny sain’i Jehovah? 1- Ny fandavan’ny Israely an’i Kristy no nahatonga…..
Isaia 11.1-10 « Solofo mitsimoka eo amin’ny fototr’i Jese.. » 1- Iza no ambaran’ izany? Ambaran’ny mpaminany fa hisy mpitondra mendrika tahaka…..