Mofonaina

511520 of 1251 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alakamisy 26 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

2Timoty 3. 14-17 Izay miorina amin’ny finoana dia: 1- Hiraiki-po amin’ny Soratra Masina Tsiahivin’i Paoly amin’izao Tenin’Andriamanitra izao ny anjara…..

Alarobia 25 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Marka 5. 25-34 Tantara maneho fahasitranan’ilay vehivavy narary nandritra ny roa ambiny folo taona no ampitain’ny Filazantsara eto amin’ity Soratra…..

Talata 24 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Efesiana 1.7-14 Mirosoa mandrakariva Ity Epistily ity dia nentin’i Paoly Apostoly hampirisihana ny mpino mba handroso ara-panahy amin’ny fahalalana an’Andriamanitra…..

Sabotsy 21 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 9. 35-41 Niharan’ny fandrahonana sy herisetra ara-tsaina ity lehilahy izay nositran’i Jesoa ity. Asongadina eto anio ny finoana tian’i…..

Zoma 20 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

1Timoty 4, 6-10 Ny mpanompo tsara an’i Kristy Jesoa: 1. Mikolokolo hatrany ny finoana « Tezaina amin’ny tenin’ny finoana, sy ny…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro