Mofonaina

501510 of 1251 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alatsinainy 7 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Genesisy 32. 25-31

Ny olona miatrika ady

1. Havaozin’Andriamanitra

<< Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin’Andriamanitra…. » (And.29)

I Jakoba ilay sady mpandova ny teny fampan…

Zoma 4 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 9.9-17 Jesoa Kristy miombona amin’ny olona 1. Mikendry famonjena azy «Ary raha nahare izany Jesoa, dia nanao hoe: Tsy…..

Talata 01 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Efesiana 2. 1-10 Andriamanitra manangana ny olona amin’ny maty 1. Mamindra fo amin’ny mpanota «Fa Andriamanitra, Izay manan-karena amin’ny famindram-po,…..

Alahady 29 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 15.21-28 Ny finoan’ilay vehivavy Kananita 1- Nahery nangataka Vehivavy iray no voalaza eto, izay nanan-janaka narary nampahorian’ny demonia. Hoy…..

Sabotsy 28 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jakoba 1.1-4 Ny olona miorina amin’ny finoana, Antsoina hoe Epistily katolika ity epistily nosoratan’i Jakoba ity satria nosoratana ho an’ireo…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro