Mofonaina

521530 of 1251 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Talata 17 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

2 Korintiana 4, 12-15 Ny mpino miaritra fahoriana, 1- Miaina amin’ny finoana « Satria manana izany fanahin’ny finoana izany izahay »(and 12a)……

Zoma 13 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Asan’ny Apostoly 14. 19-28 Hoan’ny rehetra ny fampianaram-pinoana 1- Ho an’izay efa miorina tsara: « Nampahery ny fanahin’ny mpianatra ka nananatra…..

Talata 10 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

1Jaona 5.4-5 1- Meteza haterak’Andriamanitra indray Ampiasaina hatrany ny hoe zanak’Andriamanitra kanefa tokony havahana tsara ny hoe zanak’ Andriamanitra anarana…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro