Mofonaina

531540 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alahady 29 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Salamo 2.7-12 Hafatra ho an’ny mpitondra fanjakana 1- Avy amin’Andriamanitra ny fahefana Raha jerena amin’ny ankapobeny ny Testamenta Taloha dia…..

Zoma 27 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 1. 18-25 Lehilahy hendry sady feno fanetren-tena. Raha mba tahaka an’i Josefa avokoa ny lehilahy manam-bady rehetra dia hilamina…..

Alarobia 25 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Mika 5.1-5 Ny fahatongavan’ny Mesia Anisan’ny mpaminany nanambara mialoha ny hiavian’ny Mesia ny mpaminany Mika. Toy izao ny fahitany izany:…..

Talata 24 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia11:1-9 Ny fahatongavan’ny Mesia 1- Miseho amin’ny endrika feno fanetren-tena Noharin’ny mpaminany Isaia amin’ny hazo voakapa ny fianakavian’i Jese. Ny…..

Sabotsy 21 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Filipiana 4.10-19 Ny fanampiana ny voafonja. 1- Mariky ny fandavan-tena ho fanampiana ny hafa. Tamin’ny fotoana nigadran’i Paoly no nanoratany…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro