Mofonaina

7180 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Miomana handova ny fanjakan’ny lanitra

by Mofonaina–SA-FJKM

Miomana handova ny fanjakan’ny lanitra Mofonaina anio: Alahady, faha 21 Jona 2026 Sal.51,1-5 / Hira. 150 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira. 487 1 Korintiana 6,9 – 11 9 Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo […]

Ny andrasana amin’ny olona nafahana

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny andrasana amin’ny olona nafahana Mofonaina anio: Asabotsy, faha 20 Jona 2026 Sal.34,1-3 / Hira. 226 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.446 Deoteronomia 26,1 – 4 1 [Ny fisaorana ho fanao raha manatitra ny fahafolon-karena, ary izay tokony hatao aminy] Ary rehefa tonga ao amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao ianao […]

Ny fitiavan’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fitiavan’Andriamanitra Mofonaina anio: Zoma, faha 19 Jona 2026 Sal. 106,1-5 / Hira.3 / Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira.486/1,2,5 Hosea 13,4 – 13 4 Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrao hatrany amin’ny tany Egypta, ary tsy mahalala Andriamanitra afa-tsy Izaho ianao, sady tsy misy mpamonjy afa-tsy Izaho. 5 Izaho dia nahalala anao tany an-efitra, dia […]

Ny olona mendrika ho mpianatr’i Jesoa

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona mendrika ho mpianatr’i Jesoa Mofonaina anio: Alakamisy, faha 18 Jona 2026 Sal. 133 / Hira. 18:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.452:1 Romana 13,1 – 7 1 Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny fahefana lehibe. Fa tsy misy fahefana afa-tsy izay avy amin’Andriamanitra; fa izay misy dia voatendrin’Andriamanitra. 2 Koa […]

Ny olona resy lahatry ny fahefan’i Jesoa

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona resy lahatry ny fahefan’i Jesoa Mofonaina anio: Alarobia, faha 17 Jona 2026 Sal. 103,1-5 / Hira 167 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF22 Marka 2,1 – 12 1 Ary nony niditra tao Kapernaomy indray Izy, rehefa afaka andro vitsivitsy, dia re fa tao an-trano Izy, 2 ka dia tafangona ny maro, […]

Mampiseho ny fahefany ny Tompo

by Mofonaina–SA-FJKM

Mampiseho ny fahefany ny Tompo Mofonaina anio: Talata, faha 16 Jona 2026 (Sal 98,1-3 / Hira.21 /Vavaka / Mofonaina/Vavaka / Hira.460) Isaia 10,26 – 34 26 Eny, Jehovah, Tompon’ny maro, hamely azy amin’ny kotopia, tahaka ny namelezana ny Midiana teo am-batolampy Oreba; ary ny tsorakazony haingainy eny ambonin’ny ranomasina ka hatsangany tahaka ny fanao tany […]

Andriamanitra mahery – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Andriamanitra mahery Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 15 Jona 2026 Sal 103.1-5 / Hira 3: 1/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 3: 2,3 Salamo 104,24 – 32 24 Endrey ny hamaroan’ny asanao, Jehovah ô! Fahendrena no nanaovanao azy rehetra; Henika ny zavatra nataonao* ny tany. [Na: ny harenao] 25 Indro ny ranomasina sady lehibe […]

I Jesoa maniraka – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

I Jesoa maniraka Mofonaina anio: Alahady, faha 14 Jona 2026 Sal 24.7-10 / Hira 314: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 314 Matio 28,18 – 20 18 Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy et? an-tany; 19 koa mandehana ianareo, dia […]

Mendri-pisaorana Jehovah – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Mendri-pisaorana Jehovah Mofonaina anio: Asabotsy, faha 13 Jona 2026 Salamo 134 / Hira 3: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF9 Salamo 72,18 – 19 18 Isaorana anie Jehovah Andriamanitra, Andriamanitry ny Isiraely; Izy irery ihany no manao fahagagana; 19 Ary isaorana mandrakizay anie ny anarany malaza; ary aoka ny tany rehetra […]

Te hamonjy ny olona rehetra Andriamanitra

by Mofonaina–SA-FJKM

Te hamonjy ny olona rehetra Andriamanitra Mofonaina anio: Zoma, faha 12 Jona 2026 Eks 15. 11-13 / Hira 36: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka Hira 32: 2,3 Isaia 42,1 – 9 1 [Ny amin’ny Mpanompon’i Jehovah, mpitondra famonjena ho an’ny Isiraely sy ny firenena rehetra] Indro ny Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay voafidiko […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro