Mofonaina

5160 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Ny fahazoana ny Soratra Masina

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fahazoana ny Soratra Masina Mofonaina anio: Asabotsy, faha 11 Jolay 2026 Sal.57. 7-11 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 446 Asan’ny Apostoly 8,26 – 40 26 Ary nisy anjelin’ny Tompo nilaza tamin’i Filipo ka nanao hoe: Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo ho any amin’ny lalana midina avy any Jerosalema mankany […]

Ny olona mahalala ny sitrapon’Andriamanitra

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona mahalala ny sitrapon’Andriamanitra Mofonaina anio: Zoma, faha 10 Jolay 2026 Sal.91. 1-8/ Hira4/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 26) Nomery 24,1 – 11 1 Ary rehefa hitan’i Balama fa sitrak’i Jehovah ny hitahy ny Isiraely, dia tsy nandeha tahaka ny teo hanao sikidy intsony izy, fa nitodika nanatrika ny efitra fotsiny. 2 Dia natopin’i Balama ny […]

Ny fampihavanana ao amin’i Kristy

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fampihavanana ao amin’i Kristy Mofonaina anio: Alakamisy, faha 09 Jolay 2026 Sal.66. 1-4/Hira 21/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 427 2 Korintiana 5,16 – 21 16 Koa dia tsy mahalala olona intsony araka ny nofo isika; eny, na dia nahafantatra an’i Kristy araka ny nofo aza isika, ankehitriny dia tsy fantatsika araka izany intsony Izy. 17 […]

Ny mpaminan’i Jehovah – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpaminan’i Jehovah Mofonaina anio: Alarobia, faha 08 Jolay 2026 Sal.97. 1-6/Hira 39/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 51 1 Mpanjaka 21,17 – 24 17 Ary ny tenin’i Jehovah tonga tamin’i Elia Tisbita ka nanao hoe: 18 Miaingà, ka midìna hihaona amin’i Ahaba, mpanjakan’ny Isiraely, izay ao Samaria; indro, ao amin’ny tanim-boalobok’i Nabota izy, fa lasa nankao izy mba […]

Ny fanarahana an’i Jesoa Kristy

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fanarahana an’i Jesoa Kristy Mofonaina anio: Talata, faha 07 Jolay 2026 Sal. 107. 1-3/Hira 7/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 2 Jaona 1,35 – 42 35 Nony ampitson’iny indray dia nijanona Jaona sy ny mpianany roa lahy; 36 ary nijery an’i Jesosy nitsangantsangana izy ka nanao hoe: Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra! 37 Ary ireo mpianatra roa lahy ireo, […]

Ny tena vahoakan’Andriamanitra tokoa – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny tena vahoakan’Andriamanitra tokoa Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 06 Jolay 2026 Sal. 96. 1-3/1HF 13/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira164 Jeremia 27,16 – 22 16 Ary ny mpisorona sy ity firenena rehetra ity dia efa nilazako hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Aza mihaino ny tenin’ny mpaminaninareo. izay maminany aminareo hoe: Indro, ny fanaky ny tranon’i Jehovah hampodina faingana avy […]

Ny olona mankato ny didin’Andriamanitra

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona mankato ny didin’Andriamanitra Mofonaina anio: Alahady, faha 05 Jolay 2026 Sal.107. 1-7/FFPM 6/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 534.1 Josoa 1,12 – 18 12 Ary ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen’i Manase dia nilazan’i Josoa hoe: 13 Tsarovy ny teny izay nandidian’i Mosesy, mpanompon’i Jehovah, anareo hoe: Jehovah Andriamanitrareo manome fitsaharana […]

Jesoa Kristy maniraka ny olony

by Mofonaina–SA-FJKM

Jesoa Kristy maniraka ny olony Mofonaina anio: Asabotsy, faha 04 Jolay 2026 Sal.84. 4-7/Hira167/ Vavaka/Mofonaina/ Vavaka/Hira 310 Apokalypsy 10,1 – 11 1 [Ny teny nentin’ny anjely anankiray, ary ny amin’ny kotrokorana fito sy ny boky kely] Ary hitako fa, indro, nisy anjely mahery anankiray koa, nidina ary tany an-danitra sady nitafy rahona; ary ny avana […]

Ny olom-boahosotr’i Jehovah – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olom-boahosotr’i Jehovah Mofonaina anio: Zoma, faha 03 Jolay 2026 Sal. 117/Hira 171/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ HF 1 1 Samoela 15,1 – 3 1 [Ny tsy nahatanterahan’i Saoly ny tenin’Andriamanitra ny amin’ny handringanana ny Amalekita, sy ny nandavan’Andriamanitra azy tamin’izany] Ary hoy Samoela tamin’i Saoly: Jehovah naniraka ahy hanosotra anao ho mpanjakan’ny Isiraely olony; koa ankehitriny mihainoa […]

Ny mpianatr’i Jesoa misedra fanenjehana

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpianatr’i Jesoa misedra fanenjehana Mofonaina anio: Alakamisy, faha 02 Jolay 2026 Sal 30. 1-5 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 34 Asan’ny Apostoly 5,17 – 22 17 [Ny namatorana ny Apostoly rehetra, sy ny nitondrana azy teo anatrehan’ny Synedriona] Ary nitsangana ny mpisoronabe mbamin’ny namany rehetra (izay antokon’ny Sadoseo), […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro