I Paoly nitory ny Filazantsara tany Roma
I Paoly nitory ny Filazantsara tany Roma Mofonaina anio: Zoma, faha 31 Jolay 2026 Sal 117/Hira 16/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 539 Asan’ny Apostoly 28,16 – 29 16 [Ny toetr’i Paoly tany Roma, sy izay nataony tany] Ary rehefa tonga tany Roma izahay*, Paoly dia navelany hitoetra mitokana teo amin’ny miaramila anankiray izay niambina azy. […]