Mofonaina

2130 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Ny tokony ho fiainan’ny mpanompo

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny tokony ho fiainan’ny mpanompo Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 10 Aogositra 2026 Sal 103.1-3 / Hira 167,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 734. 3 Kolosiana 3,22 – 25 22 Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin’ny zavatra rehetra, tsy amin’ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin’olona, fa amin’ny […]

Ny mpino mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpino mahatoky Mofonaina anio: Alahady, faha 09 Aogositra 2026 Sal 96,11-13 /Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.21. 1 Lioka 11,47 – 51 47 Lozanareo! fa manao ny rarivatom-pasan’ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy. 48 Dia vavolombelona ianareo ka manaiky ny asan’ny razanareo; fa izy no namono […]

Tsarovy ry mpino – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Tsarovy ry mpino Mofonaina anio: Asabotsy, faha 08 Aogositra 2026 Sal 68,4-6 / Hira 20,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489,2 Jaona 2,1 – 12 1 Ary tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy. 2 Ary Jesosy sy ny mpianany koa dia nalainy ho […]

Ny fahasoavan’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fahasoavan’Andriamanitra Mofonaina anio: Zoma, faha 07 Aogositra 2026 Sal. 67, 3-7 / Hira 18, 1-3 / Vavaka / Mofonaina / vavaka / Hira FF 33, 2 Asan’ny Apostoly 10,1 – 8 1 [Ny amin’i Kornelio] Ary nisy lehilahy anankiray tany Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapiteny tamin’ny antokon’ny miaramila atao hoe Italiana; 2 ary mpivavaka […]

Ny mpanompo mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpanompo mahatoky Mofonaina anio: Alakamisy, faha 13 Aogositra 2026 Sal 47,1-4/Hira 14,1.2/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/ Hira 305. 4 1 Korintiana 9,13 – 23 13 Tsy fantatrareo va fa izay manompo amin’ny zavatra masina dia mihinana ny zavatry ny tempoly, ary izay manompo eo amin’ny alitara dia miombona amin’ny alitara? 14 Toy izany koa no nandidian’ny Tompo, fa […]

Mila mahatoky amin’ny asany ny mpino

by Mofonaina–SA-FJKM

Mila mahatoky amin’ny asany ny mpino Mofonaina anio: Alarobia, faha 05 Aogositra 2026 Sal. 81,1-3 / Hira 2,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 482. 2 1 Samoela 2,35 – 36 35 Ary Izaho hanangana mpisorona mahatoky ho Ahy, izay hanao araka ny ato am-poko sy ato an-tsaiko; ary Izaho hampaharitra ny taranany, […]

Mitondra fahendrena – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Mitondra fahendrena Mofonaina anio: Talata, faha 04 Aogositra 2026 Sal. 96, 1-3 / Hira 18, 1-4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 314. 3 Ohabolana 13,13 – 20 13 Izay manamavo ny teny ho voasingony*; Fa izay matahotra ny didy no hahazo valim-pitia.[Na: mahavery tena] 14 Ny fampianaran’ny hendry dia loharanon’aina Ka mampivily […]

Ny tena mpiasan’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny tena mpiasan’Andriamanitra Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 03 Aogositra 2026 Sal. 134,1-3/Hira 225,1/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/ Hira 288,1.2 1 Timoty 1,12 – 16 12 Misaotra an’i Kristy Jesosy Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin’ny fanompoana, 13 dia izaho, izay mpiteny ratsy* fahiny sady mpanenjika sy mpampahory; kanefa nahazo famindram-po aho, satria […]

Ny amin’ny olona mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny amin’ny olona mahatoky Mofonaina anio: Alahady, faha 02 Aogositra 2026 Sal. 106, 1-5 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 28 Matio 24,45 – 51 45 Iza moa no mpanompo mahatoky sy manan-tsaina, izay notendren’ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy hanina amin’ny fotoana? 46 Sambatra izany mpanompo izany, […]

Ny fahasambaran’ny olona mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fahasambaran’ny olona mahatoky Mofonaina anio: Asabotsy, faha 01 Aogositra 2026 Sal. 103,1-3/Hira 167,1.2/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/ Hira 336. 2 Salamo 1,1 – 2 1 [BOKY VOALOHANY][Ny tsi-fitovian’ny tsara fanahy sy ny ratsy fanahy] Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin’ny lalana falehan’ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin’ny […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro