Talata 31 Oktobra 2023
ROMANA 13.11-14 Valian’ity mofonaina anio ity ny fanontaniana hoe : fiainana manao ahoana no tokony hananan’ny kristiana . Ireto no…..
ROMANA 13.11-14 Valian’ity mofonaina anio ity ny fanontaniana hoe : fiainana manao ahoana no tokony hananan’ny kristiana . Ireto no…..
Marka 9,38-50 Mampianatra ny Apôstôly i Jesoa eto mba hahaizan’izy ireo manao izay mety amin’ny fifandraisana amin’ny hafa, ka ambarany…..
JEREMIA 18.1-12 Ato anatin’ity teny nampitondrain’Andriamanitra an’i Jeremia mpaminany ity dia mihasinkasina mihitsy fa: 1-Masi-mandidy Izy (and6) « Moa tsy mahazo…..
GENESISY 17.1-14 Ity mofonaina anio ity no mampianatra antsika fa raha miara-mandeha amin’Andriamanitra tokoa ny olony (tahaka an’i Abrahama) dia:…..
Salamo 127 Ampitain’ny mpanao Salamo amintsika anio fa fanambinan’Andriamanitra no :1- Mahalavorary ny ataon’ny olonaVoalaza mazava eto fa na inona…..
Deoteronomia.6:1-9 I- Tiava an’i Jehovah Andriamanitrao and.5-6 – Tiava Azy amin’ny fonao rehetra. Ny fo dia milaza ny maha-olona. Milaza…..
Mar.10:13-16 Ireto avy ireo hevi-dehibe fonosin’ny tenin’Andriamanitra : 1- Ray aman-dreny tomponandraikitra amin’ny zanany eo anatrehan’ny Tompo (and.13) – Ireto…..
I TESALONIANA 2:1-8. Ny mofonaina anio dia mampianatra antsika fa ny fitoriana ny Filazantsara dia : 1- Hiaretana ny mafy…..
Mpitsara 3:7-10 I- TSY MENA-MIVADIKA EO IMASON’ANDRIAMANITRA Hoy no Soratra Masina eto: » Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny…..
KOLOSIANA 3.18-25 Rehefa taomin’i Paoly hampitoetra betsaka ny Tenin’i Kristy ao aminy ny kristiana dia toroany hevitra kosa indray ny…..