Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

681690 of 1374 items

Alarobia 17 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 9.28-36 Ny olona mahita ny Voninahitr’Andriamanitra 1-Te-hiara-monina amin’i Jesoa Kristy «Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay…..

Talata 16 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona midera an’Andriamanitra 1- Mahatsapa ny famindrampony«ka hidera ny anaranao noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao»Nidera an’Andriamanitra ny mpanao…..

Alatsinainy 15 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Romana 8.18-25 Kristiana miandrandra ny voninahitr’Andriamanitra 1- Maharitra fahoriana (and. 18- 23)Manoro làlana antsika ny Soratra Masina anio mba hahatonga…..

Sabotsy 13 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 11. 32-46 Jesoa, maneho ny voninahitr’Andriamanitra Anisan’izay mangidy indrindra amintsika olombelona ny fahabangana noho ny fahafatesan’ny olona akaiky ny…..

Zoma 12 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Apokalypsy 15.1-8 Ny fitsaran’Andriamanitra Asehon’ny mpanoratra amintsika fa amin’ny andro farany dia tsy maintsy hiatrika fitsaran’Andriamanitra ny olona rehetra, ka…..

Alakamisy 11 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia 40.1-8 Manavotra ny olony Andriamanitra. Misy antony avokoa izay zavatra rehetra avelan’Andriamanitra hiseho eo amin’ny fiainan’ny vahoakany. Matetika dia…..

Talata 09 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Hagay 2.6-9 Haneho ny voninahiny Andriamanitra. Ireto no lesona ho antsika avy amin’izao Soratra Masina izao:1- Mampahery ireo miraviravy tànana…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro