Sabotsy 21 Oktobra 2023
DEOTERONOMIA 13.7-9 Zava-droa loha no ampitain’ny bokin’ny Deoteronomia amintsika anio . 1-Mijoroa amin’ny finoana marina (and 7,9) « Raha mitaona alahinao…..
DEOTERONOMIA 13.7-9 Zava-droa loha no ampitain’ny bokin’ny Deoteronomia amintsika anio . 1-Mijoroa amin’ny finoana marina (and 7,9) « Raha mitaona alahinao…..
Lioka 2.39-52 Jesoa avy natolotra tao amin’ny Tempoly no tantaraina amintsika eto, arahin’ny zava-nitranga taorian’izany. Torohevitra no azo tsoahina avy…..
Hebreo 13,4-7 Zavatra telo no itaoman’ny Epistily ho an’ny Hebreo antsika fa tokony ialana1- Fijangajangana«Aoka hanan-kaja amin’ny olona ny fanambadiana,…..
OHABOLANA 3.1-12 Voasokajy ho isan’ny atao hoe : haisoram-pahendrena ny bokin’ny Ohabolana ,feno fanananarana sy torohevitra samihafa.Anankiray amin’ireny ity fampirisihana…..
MARKA 12.18-27 Abaribarin’i Jesoa eto fa ny antony mahadiso hevitra ny olona ka mahatonga azy te-haka fanahy an’Andriamanitra sy hanao…..
Efesiana 6,1-4 Ankohonana mirindra 1- Ny zanaka manaja ny ray aman-dreny «Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin’ny…..
Efesiana 6,1-4 Ankohonana mirindra 1- Ny zanaka manaja ny ray aman-dreny «Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin’ny…..
JOSOA 24.14-18 Ny ankohonana manompo amin’ny fahamarinana 1-Manary ny sampy « Ario ny andriamanitra izay notompoin’ny razanareo tany an-dafin’ny ony sy…..
1 KORINTIANA 7.1-16 Ny fanambadiana 1-Fiombonana aina « Aoka ny lahy hanao izay mety amin’ny vavy,ary mba toy izan koa ny…..
TONONKIRAN’NY SOLOMONA 8.8-9 Ny firosoana amin’ny fanambadiana 1-Misy fangatahana « … raha mby amin’izay andro angatahan’ olona azy ho vady »(and8).Dinidinika nifanaovan’ny anadahin’i…..