Alahady 01 Oktobra 2023
Genesisy 2.18-25 Andriamanitra mahary ny fanambadiana 1- Manao vady ho an’ny olona «Tsy tsara raha irery ralehilahy…» (and.18). Eto ihany…..
Genesisy 2.18-25 Andriamanitra mahary ny fanambadiana 1- Manao vady ho an’ny olona «Tsy tsara raha irery ralehilahy…» (and.18). Eto ihany…..
.Isaia 62,6-9 1-Mihevitra sy miaro ny olony hatrany AndriamanitraTany Palestina, ny tanàna lehibe dia narovana tamin’ny manda avo sy matevina…..
Asan’ny Apôstôly 11,19-26 1-Mampiely ny fivavahana ny fanenjehanaNy filazana ny anaran’i Stefana izay maty martiora, hita any amin’ny toko faha…..
ASAN’NY APOSTOLY 11.19-26 1-Mampiely ny fivavahana ny fanenjehana Ny filazana ny anaran’i Stefana izay maty maritiora voalaza any amin’ny toko…..
Lioka 9,57-62 1-Tsy vitan’ny hafanampo ny fanarahana an’i Jesoa Nisy olona nilaza tamin’i Jesoa hoe : « hanaraka Anao aho…..
LIOKA 9.57-62 1-Tsy vitan’ny hafanampo ny fanarahana an’i Jesoa Nisy olona nilaza tamin’i Jesoa hoe : « hanaraka Anao aho na…..
Asan’ny Apostoly 13,1-12 1- Mifidy sy maniraka mpanompo ny Tompo Ambaran’ny Soratra Masina eto fa nanatanteraka fanompoam-pivavahana narahina fifadian-kanina ny…..
Deoteronomia 8,1-6 1- Tandremo sy tanteraho ny didy sy ny lalàn’AndriamanitraNy didy folo amin’ny ankapobeny no ao antsain’ny olona raha…..
LIOKA 24.44-49 1-Tsy maintsy tanteraka ny tenin’ny Soratra masina Efa niteny i Jesoa Kristy fa ny Zanak’olona dia holavin’ny olona…..
MARKA 7.14-23 Ny hevitr’i Jesoa momba ny fahalotoan’ny olona Miresaka ny zavatra mampahaloto na tsia ny olona i Jesoa Kristy…..