Zoma 22 Septambra 2023
JEREMIA 50.1-5 1-Filazana ny handravana an’i Babylona Mitana toerana lehibe ao amin’ny bokin’i Jeremia manontolo ankoatra an’Israely i Babylona sy…..
JEREMIA 50.1-5 1-Filazana ny handravana an’i Babylona Mitana toerana lehibe ao amin’ny bokin’i Jeremia manontolo ankoatra an’Israely i Babylona sy…..
1 JAONA 1.1-10 1-Mazava Andriamanitra ary manana fahazavana Ny vontoatin-kevitra tian’ny mpanoratra ampitaina eto dia ny fananana sy fiainan’io Andriamanitra…..
MATIO 13.24-30 Mitoria teny amin’ny firenena rehetra 1-Tsy ilaozam-pahavalo ny Filazantsara Tamin’izao fanoharana nataon’i Jesoa izao no ahitana ireto singa…..
ASAN’NY APOSTOLY 14.1-10 Mitoria ny teny amin’ny firenena Ny fitoriana ny Filazantsara dia : 1-Mitaona ny olona rehetra Raha niditra…..
JONA 3.1-10 Ny mpitondra teny soa mahafaly 1-Manaiky hitondra ny hafatr’Andriamanitra Nantsoina fanindroany i Jona mba hanambara ny hafatra avy…..
KOLOSIANA 1.24-29 Ny fitoriana ny Filazantsara dia : 1-Fanekena hijaly mba ho famonjena ny hafa Raha vakina tsara araka ny…..
AMOSA 7.10-17 Ny fanoherana an’i Amosa Amazia dia mpisorona tany Betela izay nanohitra an’i Amosa mpaminany .Izy izay solotenan’ny vahoaka…..
ROMANA 15.14-21 Ny mpanompo resy lahatry ny Filazantsara 1-Mampahatsiahy ireo izay efa mahalala an’i Kristy (and 14,15) Fomban’i Paoly Apostoly…..
MATIO 4.23-25 Jesoa Kristy dia 1-Miasa ho an’ny vahoaka (and25) Nandeha eran’i Galilia Jesoa ary niasa. Nampianatra tao amin’ny Synagoga…..
SALAMO 96.10 Ny tena mpanompon’Andriamanitra 1-Mitaona ny olona hidera an’Andriamanitra Mitaona ny olona hidera an’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fihirana ny mpanao…..