Alahady 21 Mey 2023
NEHEMIA 9.29-31 1-Mananatra mafy Any amin’ny Filazantsara dia anisan’ny anarana ilazana ny Fanahy Masina mihitsy ny hoe : « mpaminany hafa »…..
NEHEMIA 9.29-31 1-Mananatra mafy Any amin’ny Filazantsara dia anisan’ny anarana ilazana ny Fanahy Masina mihitsy ny hoe : « mpaminany hafa »…..
EFESIANA 4.1-10 Andriamanitra miasa ny Fanahy masina ka: 1-Mampiray ny fiangonana Tsy sitrak’Andriamanitra mihitsy ny isian’ny fizarazarana eo amin’ny fiangonana……
SALAMO 11.1-7 Eto anivon’izao tontolo izao dia mitombo andro amana alina ny herisetra sy ny tsy rariny , izay miseho…..
MARKA 16.19-20 Nakarina ho any an-danitra i Jesoa Kristy 1-Satria vita ny famonjena Asehon’ity andinin-tsoratra masina eto ity fa tena…..
ROMANA 8.14-17 Ny Fanahin’Andriamanitra ao amin’ny olona 1-Fanahy maha-zanaka Araka izay ambaran’ny Soratra masina eto dia »mitarika » ny zanak’Andriamanitra ny Fanahin’Andriamanitra…..
1 SAMOELA 16.14-23 Ity tantaran’i Saoly sy Davida mpanjaka ity dia azo fintinina amin’ny hoe : i Saoly no fisan’Andriamanitra…..
MARKA 12.35-37 Jesoa no Mesia 1-Jesoa dia lehibe noho i Davida Ny fanantenan’ny ankamaroan’ny Jiosy tamn’ny andron’i Jesoa dia ny…..
54 Ary nony nandre izany izy ireo, dia lotika ny fony, ka nihidy vazana taminy izy.55 Fa Stefana, feno ny…..
Mitandrema fa misy ny mpaminany sandoka 1 Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na…..