Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

811820 of 1374 items

Talata 12 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

NAHOMA 2.1-3 Marina ny Tenin’Andriamanitra 1-Milaza fammpanantenana (and1) Fanafahana no kendren’Andriamanitra hotanterahina eto. Mahavelombolo ny fanantenana ho an’ny Joda ……

Alahady 10 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

MATIO 4.12-17 Ny Filazantsara 1-Manala ny olona amin’ny aizina « ny olona izay mitoetra amin’ny maizina dia mahita mazava lehibe » (and16a)…..

Sabotsy 09 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

2 KORINTIANA 10.12-18 Ny Mpitory ny Filazantsara 1-Mampifandray ny mpitory sy izay toriana « …Fa tonga hatrany aminareo izahay amin’ny filazantsaran’i…..

Zoma 08 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

APOKALYPSY 14.6-7 Ny Filazantsara 1- Toriana amin’ny rehetra « Manana ny Filazantsara mandrakizay hotoriana amin’izay monina ambonin’ny tany sy amin’ny firenena…..

Alarobia 06 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

MARKA 518-20 Ny olona afaka 1-Maniry fatratra hanara-dia an’i Jesoa « …dia nangataka taminy ilay demoniaka mba hanaraka Azy » (and18) .Isan’ny…..

Talata 05 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Galatiana 1.6-12 Ny tena mpanompon’i Kristy 1-Tsy mila sitraka aman’olona «Raha mbola mila sitraka aman ‘olona aho dia Isy mpanompon’i…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro