Alatsinainy 01 Mey 2023
ANDRIAMANITRA MIASA NY FANAHY MASINA Mpitsara.3:7-11 I- Aza manao izay ratsy eo imason’i Jehovah ( and.7-8) – Nanadino an’i Jehovah…..
ANDRIAMANITRA MIASA NY FANAHY MASINA Mpitsara.3:7-11 I- Aza manao izay ratsy eo imason’i Jehovah ( and.7-8) – Nanadino an’i Jehovah…..
DANIELA 2.8-13 Maro no hodiovina sy hofotsiana ary hozahan-toetra Zavatra roa no azo resahana momba ity fanadiovana sy famotsiana ary…..
EFESIANA 2.1-7 Efa maty ny olona noho ny fahadisoana sy ny fahotana Milaza ny fahadisoam-panantenana noho ny faharatsiana vitan’ny olona…..
JAONA 21.15-19 Ny asa pastoraly ho an’i Petera Na dia tsy mitovy mihitsy aza ny fomba fitantaran’ny Filazantsara tsirairay ny…..
EZEKIELA 34.20-31 Toe-javatra iray hain’ny olona loatra ny tontolon’ny fiandrasana ondry , satria hatrany am-piandohana dia isan’ny fihariam-pivelomana naha-izy azy…..
LIOKA 20.27-40 Ny fitsanganan’ny maty Misy ny tsy finoana ny fitsanganan’ny maty Antokom-pivavahana iray nisy tamin’ny andron’i Jesoa Kristy ny…..
1 KORINTIANA 15.42-49 Afafy tena araka ny fomban’aina izy , atsangana ho tena araka ny fombam-panahy Ny Grika izay mandà…..
ROMANA 6.1-14 Araka ny fampianaran’ny fiangonana dia tarihana ny olona rehetra na iza na iza mba hatao batisa. Fantantsika tsara…..
EKSODOSY 3.1-6 Horeba ,ilay tendrombohitr’Andriamanitra Natao hoe : tendrombohitr’Andriamanitra ity tendrombohitra ity ,satria tao Andriamanitra no niseho sy nanambara ny…..
APOKALYPSY 1.17-20 « Izaho no voalohany sy farany « Fombam-pitenenana miverimberina asehon’ny Soratra Masina izany ary Andriamanitra izay ao amin’i Jesoa…..