Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

861870 of 1272 items

Talata 11 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ISAIA 52.7-12 Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo 1-Ambaran’ny mpitondra teny soa mahafaly « Akory ny hatsaran‘ny tongotr’iry mitondra teny soa mahafaly ery…..

Alahady 09 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 24.1-12. Anisan’ny fahamarinana fototra ao amin’ny Filazantsara ny nitsanganan’ny Tompo tamin’ny maty . Noho ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo dia…..

Zoma 07 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

APOKALYPSY 7.9-12 Ny herin’ny fitsanganan’ny maty 1-Andraisam-pamonjena i Jaona dia maneho an-tsary ny vahoaka maro avy amin’ny fokom-pirenena samihafa fiteny…..

Sabotsy 08 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ROMANA 5.6-11 Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo 1- Maty hamonjy antsika i Kristy Tamin’ny alalan’ny fahafatesan’i Jesoa Kristy no nanehoan’Andriamanitra ny…..

Alakamisy 06 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 23.47-53 Fitsanganana amin’ny maty ? Maty aloha vao mitsangana. Ny herin’ny fitsanganan’nyTompo dia niseho tamin’ny fotoanan’ny fisamborana Azy satria…..

Talata 04 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

2 PETERA 2.11-16 Andriamanitra manana fahefana 1-Handringana Eto i Petera dia mampiseho ny toetry ny mpanao fampianarandiso . Niely tamin’ny…..

Alahady  02 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ZEFANIA 3.14-20 Ny fotoam-pamonjen’ Andriamanitra 1-Fotoana ifaliana Noho ny fivadibadihan’ny Zanak’ Israely tamin’ Andriamanitra dia nofaiziny izy ireo, ka niharan’ny…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro