Zoma 14 Jolay 2023
Jeremia 1:4-10 Ity tantaran’ny fiantsoana an’i Jeremia mpaminany ity dia mamerina amintsika hahatsiaro indray fa Jehovah dia:1- Mahalala izay hantsoiny…..
Jeremia 1:4-10 Ity tantaran’ny fiantsoana an’i Jeremia mpaminany ity dia mamerina amintsika hahatsiaro indray fa Jehovah dia:1- Mahalala izay hantsoiny…..
Hagay 2. 20-23 Miantefa amin’i Zerobabela, solontenan’ny fanjakana Persa tany Jerosalema ka niandraikitra ireo Jiosy nody avy am-pahababoana ny halatra…..
Deoteronomia 7. 6-8 Avy amin’ny mofonaina anio dia aoka hahatsiaro isika fa:1- Manan-Tompo (and 6)«Fa firenena masina ho an’i Jehovah…..
Jaona 15. 11 – 16 Raha tena manaraka marina an’i Jesoa isika dia mankato ny didiny ka:1- Mifankatia (and 12)…..
Isaia 49. 1-7 1- Hiteny amim-pahasahiana (and 2)«Ary nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako» hoy ny mpaminany eto. Hevitra…..
Asan ‘ny Apostoly 6.1-7 Azontsika tsoahina avy amin’ny mofonaina anio ny toetoetry ny olona ilaina sy afaka mampandroso ny Fiangonana,…..
Salamo 89. 19- 32 Fomban’Andriamanitra izay hitantsika taratra ao amin’ny Soratra Masina manontolo ny mifidy olona hiara-hiasa Aminy. Anankirav amin’irenyi…..
Isaia 42. I-9 Ao anatin’ny antsoina hoe : Isaia faharoa ny mofonaina anio, izany hoe : miresaka ny amin’ny fiainan…..
GENESISY 18.16-33 Abrahama vao avy nampanantenain’ Andriamanitra taranaka, na dịa efa zato taona aza no asehon’ny tantara amintsika eto. Abrahama…..
1 Petera 2. I- 10 Kristiana tany Azia minora (Turquie ankehitriny) no nandefasan’iPetera ity Epistiliny ity. Kristiana niaina teo ambany…..