Talata 04 Jolay 2023
Jaona 6. 60-71 Torohevitra ho antsika avy amin’ny Tenin’ Andriamanitra anio ny hoe : ataovy ho sarobidy ny fanarahana an’i…..
Jaona 6. 60-71 Torohevitra ho antsika avy amin’ny Tenin’ Andriamanitra anio ny hoe : ataovy ho sarobidy ny fanarahana an’i…..
Isaia 41. 8-13 Toky no omen’ny Tompo antsika amin’ny alalan’ny mofon’aina anio: «Aza matahotra». Nahoana moa no sahy milaza izany…..
Matio l2. 14- 21 Mampianatra antsika ny mofonaina anio fa, ny mahamaika ny olom-boafidin’Andriamanitra dia: 1-Ny manao soa (and 9-…..
HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO 2 PETERA 1.8-11 Fanontaniana telo no teraka ary valian’ny fanontaniana anio : 1-Inona no hatao mba…..
Salamo 124. 1 – 8 Davıda no manoratra ity Salamo fisaorana an’Andriamanitra ity ary tiany mba ho hiram-bavaka ventesintsika eto…..
Romana 14. 13 – 23 « Fa ny fanjakan Andriananitra dia tsy amin’ny fihinanana sy nyfisotroana, fa fahamarinana sy fiadanana ary…..
Salamo 40. 11 – 17 Zava-dehibe ny fanafahan’ny Tompo 1- Koa irio fatratra:Davida no mitaraina sy miangavy amin’Andriananitra eto.Nahatsiaro izy…..
Marka 9. 14- 29 Finoana manafaka 1- Manatòna an’i Jesoa amin’ny finoanaLehilahy iray no nanatona an’i Jesoa ary nitondra ny…..
Salamo 33. 12 – 22 Fanafahana mitondra fiadanana «Sambatra ny firenena izay manana an’i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona…..
DEOTERONOMIA 29.1-5 Iorenan’ny fanafahana ny Tompo 1-Miady ny adinao Izy And 1-2 dia manambara an’Andriamanitra mandray andraikitra amin’ny fahavalon’ny olony…..