Alarobia 14 Jona 2023
Marka 10. 46- 52 Ny fitalahoana mafy amin’i Jesoa dia afaka manala ny hajambana « ..Ary maro no niteny mafy azy…..
Marka 10. 46- 52 Ny fitalahoana mafy amin’i Jesoa dia afaka manala ny hajambana « ..Ary maro no niteny mafy azy…..
Asan ‘ny Apostoly 16. 25 – 34 Manafaka ny Tompo 1-Ny teritery amin’ny asan’ny olona andavanandro ( And,27)Dia nahatsiaro ny…..
Fitomaniana 5. 1 – 22 Ny olona vontom-pahoriana mitady ny fitsaharana ao amin’AndriamanitraIreto andalan-tSoratra Masina ireto dia vavaka fitarainana amin’Andriamanitra…..
JAONA 8.1-11 Jesoa no mpanafaka amin’ny fangejan’ny lalàna « izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy voalohany » (and7b) Raha ny…..
LIOKA 1.68-75 Ny olona afaka amin’ny fanandevozan’ny ota no tena afaka manompo an’Andriamanitra « Hanao izay hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra…..
JEREMIA 42.7-12 Fahafahana no iainan’ny vahoakan’Andriamanitra na dia fehezin’ny mpitondra azy aza ireo (and11,12) Tsy neken’ny vahoaka Jiosy mihitsy ny…..
JAONA 8.31-38 Ireo hery izay manandevo dia ny tsy fahafantarana izay tena marina (and31-32) « Raha maharitra amin’ny teniko dia ho…..
EKSODOSY 6.2-8 Ny tanjon’ny fahafahan’Andriamanitra ny olony 1-Dia ny tsy hanekeny ho andevon’olona (and6) « Izaho no Jehovah ary hitondra anareo…..
Alatsinainy, faha 05 Jona 2023 1 Korintiana 7. 17-24 Ny fahafahana 1-« …Dia ny fanekena ny fandaharan’Andriamanitra » (and 24) Ry rahalahy…..
Mpitsara 4. 14-21 Ny Tompo irery ihany no mpanafaka ka mampitsahatra ny fampahorian’ny fahavalo ny olony And 14.15. « Ary…..