Sabotsy 30 Desambra 2023
Isaia 26. II – 15 Ankalazao ny Tompo mpanavotra. Mivavaka sy midera an’Andriamanitra ny mponina ao Joda rehetra. Azony antoka…..
Isaia 26. II – 15 Ankalazao ny Tompo mpanavotra. Mivavaka sy midera an’Andriamanitra ny mponina ao Joda rehetra. Azony antoka…..
Galatiana 4.1 – 7 Ny “fahazazana » sy ny “fahalehibeazana » ara-panahy Fanoharana no ampiasain’i Paoly mba hanazavana momba ny fitomboana ara-panahin’ny…..
Romana 11.33-36 Ankalazao ny fahendren’Andriamanitra! Fa iza no nahalala ny sain’i Jehovah? 1- Ny fandavan’ny Israely an’i Kristy no nahatonga…..
Isaia 11.1-10 « Solofo mitsimoka eo amin’ny fototr’i Jese.. » 1- Iza no ambaran’ izany? Ambaran’ny mpaminany fa hisy mpitondra mendrika tahaka…..
Lioka 1.46-56 Ny foko mankalaza ny Tompo… Ny antony nahatonga an’i Maria renin’i Jesoa hankalaza an’Andriamanitra no hitantsika amin’ity anio…..
Matio 2.1 – 12 Hiankohoka eo anatrehany? Sokajin’ olona roa samihafa izay samy milaza fa te- hahita ny Tompo sy…..
Salamo 113. 1 – 9 Midera an’Andriamanitra! « Haleloia! » Izany antso izany no fiantombohana sy fiafaran’ ity Salamo ity, izay azo…..
Efesiana 1.] -6 Isaorana anie Andriamanitra ! Inona avy no manetsika antsika hisaotra ho an’Andriamanitra 1- Nitahy antsika lzy (vakio…..
Salamo 57. 7- 11 Ankalazao ny Mpamonjy! Nahoana no tsy maintsy mankalaza Azy isika? 1- Andriamanitra be famindrampo Izy. Voalaza…..
Romana 15. 7- 12 Ny fifandraisan’ny samy Kristiana « Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra » (and…..