Alakamisy 22 Desambra 2022
OHABOLANA 8.12-21 Ny zava-tsoa azo avy amin’ny fahendrena Ny fanajana ny Tompo no loharanom-pahendrena (Oha 9.10-DIEM) .Inona àry ny tombosoa…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
OHABOLANA 8.12-21 Ny zava-tsoa azo avy amin’ny fahendrena Ny fanajana ny Tompo no loharanom-pahendrena (Oha 9.10-DIEM) .Inona àry ny tombosoa…..
1 KORINTIANA 15.24-28 KRISTY NO MPANJAKA Amin’ny fotoana hahatanterahan’ny fanjakany dia : 1-Foanany ny herin’ny fahavalo rehetra (and24) Ambaran’ I Apostoly Paoly …..
JEREMIA 29.4-9 Mitaiza ny vahoakany ny Tompo Ity taratasy ity dia teny faminaniana izay nasain’i Jehovah ambaran’i Jeremia amin’ireo mponin’i…..
MARKA 13.9-13 Ny zavatra hitranga ilàna fiomanana Efa niseho avokoa ny ankabeazan’ireo zavatra nambaran’i Jesoa mialoha ny fiavian’ny farany ,toy…..
MIKA 5.1-5 Ny fahaterahan’ny Mesia 1-Ao Betlehema ,tanàna kely … Betlehema dia isan’ny tanàna kely tao Joda .Tao no nahaterahan’I…..
1 SAMOELA 28.15-20 Ny vokatry ny fikomian’i Saoly tamin’Andriamanitra Nesorin’Andriamanitra tamin’i Saoly ny Fanahiny .Inona no vokatr’izany ? 1-Tahotra ny…..
DANIELA 7.13-28 Ny Tompo Andriamanitra no mpanjaka mandrakizay Nanehoan’ny Tompo fahitana i Daniela . Nahatahotra azy loatra ny zavatra hitany…..
1 PETERA 2.11-17 Ny mpino ao anatin’ny fiaraha-monina 1-Mandehana amin’ny fahamasinana Mitaona ny mpino hanana fitondrantena miavaka i Petera ……
LIOKA 19.11-28 Ilay mpanjaka miavaka Fanoharana ny amin’ireo mpanompo namena farantsa no nataon’i Jesoa ho an’ireo olona izay mihevitra fa…..
2 SAMOELA 7.8-16 Ilay Andriamanitra mpanjaka Nikasa hanao tempoly ho an’Andriamanitra i Davida mpanjaka.Mazava ny valiteny nomena ho azy :tsy…..