Mofonaina

10711080 of 1250 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Sabotsy 16 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 5.1-11 Ny fandrenesana ny Tenin’i Jesoa Kristy 1-Mitondra fahombiazana « Ary rehefa nataony izany dia nahazo hazandrano be dia be…..

Zoma 15 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

MATIO 8. 14-17 Ny nanasitranan’i Jesoa ny rafozambavin’i Petera nanavin’ny tazo sy marary hafa maro no tantaraina eto . Aseho…..

Alakamisy 14 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

1 TIMOTY 6.1-16 Ny zara fanompoana an’Andriamanitra dia : 1-Tsy natao hitadiavana tombotsoa manokana « Fa ianao kosa ry lehilahin’Andriamanitra ,…..

Alarobia 13 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Filemona 1-7 Tsikaritra amin’ny fomba fanoratr’i Paoly eto fa i Filemona dia: 1- Mpiara-miasa mahafatra-po (and. 1) « Filemona ilay malalanay…..

Talata 12 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Josoa 2. 1-16 Ity tantara voalahatra ho antsika anio ity dia mampianatra artsika fa : 1- Hain’Andriamanitra ampiasaina ny jentilisa…..

Alahady 10 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

1 Timoty 4. 11-16 Epistily pastoraly, miantefa amin’i Timoty izay nomena anjara fanompoana hitondra Fiangonana ity epistily ity. Misarika ny…..

Sabotsy 09 Jolay 022

by Mofonaina–SA-FJKM

1 KORINTIANA 1.1-9 Azontsika tsoahana aminizao fitarihanteny sy fiarahabana ataon’i Paoly izao fa ny fiangonana dia : 1-An’Andriamanitra (and2) « Fiangonan’Andriamanitra…..

Zoma 08 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

ASAN’NY APOSTOLY 5.12-16 Ny Asan’ny Apostoly no iantsoana ity boky ity fa raha ny vontoatiny dia asan’ny Fanahy Masina no…..

Alakamisy 7 Jolay 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

Romana 5 :1-5 Mampianatra ny Kristiana i Paoly eto mba hanana fitiavana mandrakariva satria: 1- Efa vita fihavanana amin’ Andriamanitra…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro